Vakio miaraka amin'i Akili - I Mod Apk

Vakio miaraka amin'i Akili - I ハック - Mod Apk

開発者: Ubongo
カテゴリー: 教育
価格: 無料です

スクリーンショット

Game screenshot Vakio miaraka amin'i Akili - I mod apkGame screenshot Vakio miaraka amin'i Akili - I hackGame screenshot Vakio miaraka amin'i Akili - I apk download

このゲームについて

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!
Iza no tia mitsambikina eny antampon’ny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko amin’ny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?
Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatin’ity tantara mahalianaity。 Hozarainao miaraka amin’i Akili ve inona no tianao atao?

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny、sary ary hevitra amin’nyalàlan’ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MIFANDRAY amin’ny mpilalao sy ny tontolo—Ianao no manao ny tantara
* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA、TSY MISY DOKAMBAROTRA、TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra、noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA – AKILI AND ME

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’nyalàlan’ny sarimihetsika、noforonin’ny Ubongo、mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me – fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika、hoan’nyAfrika。

4 taona i Akili、ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro、aoタンザニア。 Manana tsiambaratelo izy:rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditraaoamin'ilaytanànamahagagantoinaoeLala Land、toerana hianarany sy ny biby namany、momba ny fiteny、litera sy isa ary zava-kanto、sady -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy、ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto、tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao nyfampianarana。

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy、hoan’ny ankizy aoAfrika。 Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly、ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avolenta。

MOMBA NY CURIOUS LEARNING

Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony、nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona tehianatra。 Vondrona mpikaroka、mpamokatra ary mpanabe izahay、nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’nyalàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isavoamarina。

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili – Inona Ny Tianao Atao? Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader、novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra symahaliana。

更新履歴

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.

ハッキング方法 Vakio miaraka amin'i Akili - I

ダウンロード Vakio miaraka amin'i Akili - I MOD APK

ダウンロード MOD APK